Sakaizanao ny soratra

Sakaizanao ny soratra is a Portuguese group. Having alot of group type in Facebook: close, open and secret and it is a CLOSED group. They attracted 402 members. So people rank it like a Small group. You can find this group by searching 468326649920776 on Google, Bing or Yahoo. We last updated on 2015-01-29 20:07:07.

Toa teny iray monja,
fa renao manonja,
mitondra anao mankany,
"any"...

Akory toa litera,
tokan-tsy mivady.
Kanefa dia mamela
soritra any anaty!
"any"...

Toa ampahan-tononkalo,
mihodina ao an-doha,
mahery fihalohalo,
mamoha ambiroa...

Moa ambiroa ihany?
Tsia! Na vinany,
na embona, etsetra,...
Renao ngolingoly
manenika "rehetra"!
(tsy lainga)

Vonjy/janahary