RENIM-PIANAKAVIANA TIA FIVOARANA (RTF)

RENIM-PIANAKAVIANA TIA FIVOARANA (RTF) is a N/A group. It is a CLOSED group. They attracted 482 members. So it is a Small group. You can find this group by searching 413495098747439 on Google, Bing or Yahoo. Last update is on 2015-04-07 10:59:35.

Renim-pianakaviana tia fivoarana,liana amin'ny zavatra rehetra, tia karokaroka sy mahakarakara tokatrano.
Ity vondrona ity dia natokana ho antsika renim-piankaviana rehetra ifampizarana ny mahasoa sy ny mahafinaritra rehetra hananantsika tokatrano sambatra.
Afaka miteny izay fiteny manavanana ny tsirairay.
Ny iangaviana fotsiny tompoko mba tsy asiana dokam-barotra na "publicité"
Misaotra antsika rehetra ary irariana ny fandraisana anjaran'ny tsirairay