VEHIVAVY MALAGASY MIZARA FAHAIZANA NAHANDRO SAKAFO

VEHIVAVY MALAGASY MIZARA FAHAIZANA NAHANDRO SAKAFO is a English group. It is a CLOSED group. There are 15,043 participants in that group. So people rank it like a Huge group. 444421868948448 is the identifier of this group with Facebook. 2015-01-30 03:41:08 is the closest date we have information about it.

Vondrona natao ho an 'ireo malagasy tia mizara fahaizana mahandro.

Toy ny vondrona rehetra dia mba misy fitsipika ihany koa

-Mba manasa ny mpikambana rehetra hihezaka hanoratra tsara NY TENY MALAGASY rehefa manao statut na commentaire na manoratra recette fa tena mba manatsara ny groupe no tsy mandreraka ny maminavina ny tian'ny mpanoratra ho lazaina. (tsy tokony hisy teny tsy tonga volana na U w C ny teny malagasy nefa kosa mahazo miteny frantsay raha te hanao izany an)

Dia mazotoa ary mizara sy maka izay sakafo tiana o

Misaotra indrindra dia mirary tontolo andro finaritra sy fahafinarentana ho an'ny rehetra an.